Entry 1/2 |
misavoana
(savoana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miakatra ambony eny amin' ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina Misondrotra, midangana: Nisavoana tampoka teo ny vidin' ny hena Lasa lavitra loatra: Misavoana izany hevitrao izany [1.1]
|
Explanations in English | To fly high, to soar [1.7]
|
Explanations in French | Voler bien haut [1.8]
|
Morphology |
Present : |
misavoana |
Past : |
nisavoana |
Future : |
hisavoana |
Imperative : |
misavoàna |
|
|
Entry 2/2 |
misavoàna
(savoana)
|
Part of speech | imperative of active verb misavoana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|