Entry | 1 miseho |
Root | 2 seho |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany 5 Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany 6 Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo 7 Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha [1.1] 8 mitranga araka ny hita maso [1.13] |
Explanations in French |
9 apparaître [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word miseho |
Anagrams | 19 hesoim, ihosem, mihose, miseho |
Updated on 2023/01/20 |