|
|
|
|

Entry1  miseho
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany
Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany
Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo
Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha
4  [1.13] mitranga araka ny hita maso
Explanations in French  5  [1.13] apparaître
Root  6  seho
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word miseho

Anagrams  23  hesoim, ihosem, mihose, miseho

Updated on 2025/02/12