Entry | 1 misikim-ponitra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 miasa amin-kerimpo mafy [1.1] |
Explanations in English | 4 to gird up one's loins in earnest. [1.2]5 to gird oneself tightly in order to work hard [1.7] |
Examples |
6 misikimponitra izy na dia tsy tahaka ny fahiny intsony aza ny herim-batana sy herin-tsaina ao aminy. [2.470#] |
Synonyms | 7 manao sikim-ponitra, misikin-dahy |
Elementary words | 8 misikina, fonitra |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word misikim-ponitra |
Updated on 2023/07/24 |