|
|
|
|

Entry (1/2)1  misodika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manala ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia: Misodika rofia
Manala ny fako kely madinika alohan' ny hitotoana vary: Misodika vary i Bozy
Manesotra ny menaka na ny hero-dronono mitsinkafona: Nisy nisodika ny herotra tamin' ity ronono ity
Mijerijery taratra alohan' ny hangalarana
Misonenika izaitsizy eo am-pandihizana: Loza raha hisodika io tovovavy io rehefa mandihy
Explanations in French  4  [1.3#615] séparer les fibres du rofia, écumer, écrémer, trier
5  [1.196] séparer les fibres, défibrer
Examples  6  [2.332#] Ny herotra misodika amin' ny ronono, angonina ary kapohina, dia manome ny dibera.
Root  7  sodika
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word misodika

Entry (2/2)13  misodika
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Mikendry zavatra eny am-panidinana manodidina ny tena (vorona)
Explanations in French  16  [1.3#615] rôder, voltiger tout autour
Examples  17  [2.587#] ny papango misodika ambony eny akaikin' ny rahona;
18  [2.499#] Hitsikitsika sy papango no hita misodika eny indraindray, manao ny akaniny eny antsefatsefaky ny harambato.
Root  19  sodika
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
23  Imperative :

Anagrams  24  midosika, misodika, somidika

Updated on 2025/01/21