Entry (1/2) | 1 misoka |
Root | 2 soka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milentika ao anaty rano: Nisoka tao anaty rano ilay Rangahy 5 (volana) Milentika: Efa hisoka ny volana 6 Lasa, maty: Mbola zaza izy dia efa nisoka ny ray aman-dreniny [1.1] |
Explanations in French |
7 s'enfoncer dans l'eau, être plongé dans la teinture noire, se dit de la soie: Nisoka teo anaty rano hatramin' ny vavany izy (Il s'est enfoncé dans l'eau jusqu'à la bouche) 8 se dit de la lune qui se couche: Efa hisoka ny volana (La lune est sur le point de se coucher [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 misokà |
Root | 15 soka |
Part of speech | 16 imperative of active verb misoka |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 misoka, misokà, misoka, misokà |
Updated on 2023/01/20 |