Entry (1/2) | 1 misolanandrana |
Root | 2 solanandrana |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Milanjalanja loha, mianjonanjona [1.1] |
Explanations in French |
5 porter la tête haute, soit par habitude, soit par fierté [1.3] |
Examples |
6 Ny olona misolanandrana sy bontsinin'ny hambom-po, tsy hotohako. [2.996] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 misolanandràna |
Root | 12 solanandrana |
Part of speech | 13 imperative of active verb misolanandrana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 isolanandranam, misolanandràna, misolanandrana |
Updated on 2023/01/20 |