Entry (1/2) | 1 misolantsolana |
Root | 2 solantsolana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamindra sy mandeha feno anjona sy miandranandrana: Nahazo laharana ambony i Soa ka misolantsolana erỳ eny amin' ny arabe 5 Misosososo miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra: Indro ny anao fa nisolantsolana irery tery aloha [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 misolantsolàna |
Root | 11 solantsolana |
Part of speech | 12 imperative of active verb misolantsolana |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Tables and plates |
15 All the active imperatives |
Anagrams | 16 misolantsolana, misolantsolàna, misolantsolana, misolantsolàna |
Updated on 2023/01/20 |