|
|
|
|

Entry1  misosoka
Root  2  sosoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako
Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba
Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao
Explanations in English  5  [1.7] to be mended or darned; to intrude into things
Explanations in French  6  [1.8] être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word misosoka

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21