|
|
|
|

Entry (1/2)1  sosoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kofehy asisika amin' ny fahan' ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy
Izay anampy ny efa misy
Izay ambolena asolo ny efa tsy naniry
Explanations in French  4  [1.13] reprise
5  [1.196] (sens général : ce que l'on intercale ; le bois tendre servait à faire les couvre-joints) [Tanala]
Examples  6  Novidina vaovao ihany daholo izany akanjonay rehetra izany, saingy ela mihitsy vao nisolo, ka zary efa feno sosoka sy tampitampina daholo. [2.472]
7  Ahoana no tsy hiresahina etoana ny Lalàmpanorenan' i Etazonia, izay tsy niova hatramin' ny nanoratana azy tamin' ny 1787 kanefa nohatevenina tamin' ny sosoka fito amby roapolo tao anatin' ny 220 taona? [4.27#]
Vocabulary  8  Economy: clothing
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)16  sosoka
Part of speech  17  noun
Explanations in French  18  [1.196] Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae). [Tanala]
Vocabulary  19  Botany
Scientific name 

Anagrams  21  sosako, sosoka

Updated on 2023/08/11