Entry | 1 mitahiry |
Root | 2 tahiry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra. |
Explanations in English |
5 [1.7] to keep, to take care of, to guard |
Explanations in French |
6 [1.8] conserver, garder |
Examples |
7 Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany. [2.424#] 8 Avoahy haingana re, Andriamatoa, raha misy fa mitahiry loza! [2.643#] 9 mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. [2.472#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mitahiry |
Updated on 2024/12/11 |