|
|
|
|

Entry1  tahiry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny
4  Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra [1.1]
5  fitsitsiana; ambim-bava [1.13]
Explanations in English  6  something saved up [1.7]
Explanations in French  7  ce qu'on économise, thésaurise [1.8]
8  économie; épargne, stock; mémoire [1.13]
Examples  9  Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony. [2.470]
10  Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [2.471]
Vocabulary  11  Economy: finances, management
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word tahiry

Anagrams  22  ahitry, hitari, hitary, hitria, tahiry, tarihi

Updated on 2023/06/24