|
|
|
|

Entry1  tahirizina
Root  2  tahiry
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tahiriziko hataoko vatsy ireto vola ireto raha mandeha aho
5  Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Other spellings  10  tehirizina

Anagrams  11  itahirizan, nahizitray, nazihitray, nitahiriza, tahirizina

Updated on 2023/01/20