|
|
|
|

Entry1  tehirizina
Root  2  tahiry
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notehiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tehiriziko hataoko vatsy iretovola ireto raha mandeha aho
Tanana: Tehirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Other spellings  9  tahirizina
Proverbs  10  Proverbs containing the word tehirizina

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21