Entry (1/3) | 1 mitakona |
Root | 2 takona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy hita fa misy manakona, miafina |
Explanations in English |
5 [1.2] to hide, to be concealed. |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 10 mitakona |
Root | 11 takona |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.78] [Tanala]
milanja, mivesatra antsoroka: Mitakon-dambo amin'taine tsy leon'olon-drere (milanja lambo (kisoa dia) tsy mivoraka ka tsy zakan'olona irery) 14 [1.1] Enti-milaza olona roa na telo na maro miara-mitondra zavatra iray |
Explanations in English |
15 [1.2] [Provincial]
to carry a burden on a pole, by one (or more) before and behind. 16 [1.7] [Provincial] to carry or transport something by joint effort |
Explanations in French |
17 [1.8] [Provincial]
transporter par un effort commun |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 22 mitakòna |
Root | 23 takona |
Part of speech | 24 imperative of active verb mitakona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
25 [1.1] |
Explanations in French |
26 [1.3] |
Anagrams | 27 ikatonam, ikotanam, itakonam, itokanam, mañotaky, manotika, miantoka, mikatòna, mikatona, mikotàna, mikotana, mitakona, mitakòna, mitokàna, mitokana, mitonàka, mitonaka, namitako, namotika, natokiam, nimotaka, tamaniko |
Updated on 2023/06/03 |