Entry | mitalaho (talaho) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To entreat, to beg earnestly [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Prier, supplier [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mitalaho, motalahy |
Updated on 2023/01/20 |