Entry | talaho | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Supplication [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Supplication [1.8] | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | talaho, taloha |
Updated on 2020/07/31 |