Entry | 1 mitamberina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandeha dia miverina Mivezivezy, mivoivoy Mihodinkodina eo an-toerana ihany |
Examples |
4 [2.470] mitamberina ao an-tsaina mandrakariva ny endriny sy ny fahavelomany fahiny. |
Root | 5 tamberina |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |