Entry | mitambororotra (tambororotra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mikororosy, mietry, miletsy: Mitambororotra ilay tany nikoa tetsy atsimo tetsy Miriotra midina: Mitambororotra ny fahalalam-pomba amin' izao andro izao Mitaredretra Maty tsikelikely [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |