Entry | 1 mitambororotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mikororosy, mietry, miletsy: Mitambororotra ilay tany nikoa tetsy atsimo tetsy Miriotra midina: Mitambororotra ny fahalalam-pomba amin' izao andro izao Mitaredretra Maty tsikelikely |
Root | 4 tambororotra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |