|
|
|
|

Entry1  mitandahatra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Nilahatra lava mitandavana: ArĂ½ misy trano telopolo mitandahatra
Explanations in English  4  [1.7] to line up, to stand in line
Explanations in French  5  [1.8] s'aligner, se mettre en queue
Examples  6  [2.470] Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny.
Root  7  tandahatra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2024/12/07