Entry 1/2 |
mitangazona
(tangazona (tana, hazona))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra [1.1]
|
Examples | Rahefa mitolona omby ny olona, avy aty an-kavian' ilay biby no miditra ary tonga dia mitangazona amin' ny vozony izay terena amin' ny heliky ny tena havia.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mitangazona |
Past : |
nitangazona |
Future : |
hitangazona |
Imperative : |
mitangazòna |
|
|
Entry 2/2 |
mitangazòna
(tangazona)
|
Part of speech | imperative of active verb mitangazona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|