|
|
|
|

Entry (1/3)1  mitao
Root  2  tao
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miomanomana toy ny ho any an' ady, hanafika
Explanations in English  5  [1.7] to prepare to go to war
Explanations in French  6  [1.8] faire des préparatifs pour aller en guerre
Examples  7  Efa mandroso ity ny ady amin' ny vazimba ry Imerina ka tsy maintsy mitao fatratra isika na dia naharesy azy aza teo, dia ataliorana fandrao hamaly faty izy. [1.436#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/3)12  mitao
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  [1.78] [Taisaka] mitondra

Entry (3/3)15  mitao
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  [1.78] [Taisaka] mangataka

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21