|
|
|
|

Entry1  mitehina
Root  2  tehina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina
5  Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsy afaka mandeha tsara
6  Manosika lakana amin' ny tehin-dakana. [1.1]
Explanations in English  7  to walk with a cane, to lean on something or someone when walking [1.7]
Explanations in French  8  s'appuyer sur une canne en marchant, s'appuyer contre quelqu'un [1.8]
Examples  9  Namaky ny arabe izy nitehina tamin' izy miaotra teo an-kavia sy an-kavanany avy. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Updated on 2023/06/18