Entry | 1 tehina |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena [1.1] |
Explanations in English |
9 a staff, a cane [1.7] |
Explanations in French |
10 canne [1.8] |
Examples |
11 Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [2.470] |
Analogs | 12 tabaka, kibango, langilangy, kanonta, longy, firitsoka, kipikipy, valavala |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word tehina |
Article |
15 Randzavola: tehina ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 16 hiteña, tehina, tihena |
Updated on 2023/06/17 |