Entry | 1 mitetika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an' Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany 4 [1.13] mandidy na manapatapaka madinika |
Explanations in French |
5 [1.13] couper en petits morceaux |
Root | 6 tetika |
Morphology |
|
Analogs | 11 mikendry, mikasa |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mitetika |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |