Entry (1/2) | 1 mitonona |
Root | 2 tonona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Milaza anaran' ny tena: Nanontaniana izy veto nitonona anarana Milaza tena: Mitonona ho solon-tenan' ny mpiasa izy, nefa tsy mikarakara azy ireo akory |
Explanations in English |
5 [1.7] to speak up; to call oneself by name, to volunteer |
Explanations in French |
6 [1.8] prononcer; se prononcer; dire ou avancer son propre nom 7 [1.5] se prononcer, dire soi-même son propre nom |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mitonòna |
Root | 13 tonona |
Part of speech | 14 imperative of active verb mitonona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 amontony, itononam, mitonona, mitonòna, natomony, nionotam, nitonoam, nonatoim, notamoin, notaomin, notomany |
Updated on 2023/01/20 |