|
|
|
|

Entry1  mitoreoreo (toreoreo)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  >Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany [1.1#734]
Examples  4  mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno [2.470#72]
5  Ny hira mitoreoreo sy mitaraindraina, ny tiona gregoriana, dia tsy azon' ny Malagasy [2.436#83]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2024/09/16