|
|
|
|

Entry1  mitoreoreo
Root  2  toreoreo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1#734] >Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany
Examples  5  [2.470#72] mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno
6  [2.436#83] Ny hira mitoreoreo sy mitaraindraina, ny tiona gregoriana, dia tsy azon' ny Malagasy
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2024/12/11