|
|
|
|

Entry1  mitorovoka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mipetraka miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka: Nitorovoka nanodidina an' i Dadabe ny zafy keliny enin-dahy
Examples  4  [2.470] Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony.
Root  5  torovoka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word mitorovoka

Updated on 2024/12/11