Entry (1/2) | 1 mitraka |
Root | 2 traka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manarina ny loha: Aza miondrika fa mitrakà 5 Miarina miatrana tsara: Mitraka tsara ity zana-kazo ity ka hijoro hahafinaritra io rehefa lehibe; (mifan. aminy: miondrika, mitanondrika) [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mitraka |
Entry (2/2) | 11 mitrakà |
Root | 12 traka |
Part of speech | 13 imperative of active verb mitraka [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 akitram, mikatra, mitraka, mitrakà, takarim |
Updated on 2023/01/20 |