Entry | 1 mitroatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana |
Explanations in English |
4 [1.7] to jump about; to be carried away by anger |
Explanations in French |
5 [1.8] sauter, bondir; se laisser emporter par la colère |
Examples |
6 [2.472] Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra. |
Root | 7 troatra |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mitroatra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |