Entry (1/3) | 1 mitsaka |
Root | 2 tsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mita rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady marivorivo eto no tsy misy voay hatahorana [1.1] 5 mita rano [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] [1.78] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 10 mitsaka |
Root | 11 tsaka |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin' ny feo manokana [1.1] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 18 mitsakà |
Root | 19 tsaka |
Part of speech | 20 imperative of active verb mitsaka [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3] |
Anagrams | 23 itsakam, matsika, mitsakà, mitsaka, tsaikam |
Updated on 2020/07/31 |