Entry |
mitsatsaingona
(tsatsaingona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin' olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny Misalovana ny raharahan' ny hafa [1.1]
|
Explanations in French | Couper la parole à quelqu'un, l’interrompre S’occuper des affaires d'autrui [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mitsatsaingona |
Past : |
nitsatsaingona |
Future : |
hitsatsaingona |
Imperative : |
mitsatsaingòna |
|
Other spellings |
|
Entry |
mitsatsaingòna
(tsatsaingona)
|
Part of speech | imperative of active verb mitsatsaingona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
Other spellings |
|