Entry | 1 mitsefotra |
Root | 2 tsefotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mipoaka kely: Nitsefotra ilay basy poleta fa efa nasiana tampim-peo Mamoaka tampoka rivotra voangona |
Examples |
5 Tsy mbola hitany izany basy mitsefotra na mamoaka rano izany na oviana na oviana. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |