|
|
|
|

Entry1  mitsefotra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mipoaka kely: Nitsefotra ilay basy poleta fa efa nasiana tampim-peo
Mamoaka tampoka rivotra voangona
Examples  4  [2.472] Tsy mbola hitany izany basy mitsefotra na mamoaka rano izany na oviana na oviana.
Root  5  tsefotra
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2024/12/11