Entry | 1 mitsikilo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo |
Root | 4 tsikilo |
Morphology |
|
Anagrams | 9 mitsikilo, tsikiloim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |