|
|
|
|

Entry1  mitsikilo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao
Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo
Root  4  tsikilo
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  mitsikilo, tsikiloim

Updated on 2025/01/21