|
|
|
|

Entry1  mitsikofokofoka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihetsiketsika: Matoria tsara fa aza mitsikofokofoka, ry Ikoto a!
Mitsipatsipaka, mitrifantrifana, mihavatravatra: Nitsikofokofoka ohatra ny olona mararin-javatra ilay zaza
Root  4  tsikofokofoka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11