|
|
|
|

Entry1  mitsilopilopy
Root  2  tsilopilopy
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  4  Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsilopilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika
5  (Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiainana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny varony hatramin' izay tsy fisian' ny entam-barotra avy any am-pita izay. / Mitsilopilopy ny fiainany noho ny fahanterany [1.1]

Updated on 2023/01/05