Entry | 1 mitsilopilopy |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsilopilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika (Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiainana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny varony hatramin' izay tsy fisian' ny entam-barotra avy any am-pita izay. / Mitsilopilopy ny fiainany noho ny fahanterany |
Root | 4 tsilopilopy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |