|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitsimpona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny voromailala
Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra
Root  4  tsimpona
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)10  mitsimpòna
Part of speech  11  imperative of active verb mitsimpona [Full list]
Explanations in Malagasy  12  [1.1]
Explanations in French  13  [1.3]
Root  14  tsimpona

Anagrams  15  itsimponam, misamponti, mitsimpona, mitsimpòna

Updated on 2025/04/19