Entry (1/2) | 1 mitsingedana |
Root | 2 tsingedana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandry mivalampatra mitsotra toy ny amalo-maty; mivalandotra, mitsingadina: Mitsingedana eo ambony ahitra ny ankizy sasany rehefa avy milalao |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 mitsingedàna |
Root | 10 tsingedana |
Part of speech | 11 imperative of active verb mitsingedana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] |
Explanations in French |
13 [1.3] |
Anagrams | 14 itsingedanam, mitsingedana, mitsingedàna |
Updated on 2023/01/20 |