|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitsingina
Root  2  tsingina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono
Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity
Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  mitsingìna
Root  10  tsingina
Part of speech  11  imperative of active verb mitsingina [Full list]
Explanations in Malagasy  12  [1.1]

Anagrams  13  mitsingìna, mitsingina

Updated on 2025/02/08