Entry | 1 mitsinjaka |
Root | 2 tsinjaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandihy mitsambikimbikina, mihinjakinjaka [1.1] |
Explanations in English |
5 to dance by jumping about [1.7] |
Explanations in French |
6 danser en sautillant [1.8] |
Examples |
7 nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mitsinjaka |
Updated on 2023/01/20 |