Entry | 1 mitsinkafona |
Root | 2 tsinkafona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny 5 Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano 6 Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |