|
|
|
|

Entry1  mitsinkafona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny
Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano
Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony
Root  4  tsinkafona
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2024/12/11