Entry | 1 mitsiraka |
Root | 2 tsiraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misy tsirany na kirany: Mitsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiraka tsara lahy izany vary izany |
Morphology |
|
Synonyms | 8 mitsiratsiraka |
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |