Entry | 1 mitsiratsiraka |
Root | 2 tsiratsiraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto 5 Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena 6 Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1] |
Explanations in French |
7 avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille) [1.196] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mitsiraka |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mitsiratsiraka |
Updated on 2023/01/20 |