|
|
|
|

Entry1  mitsirangaranga
Root  2  tsirangaranga
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitsangantsangana, miranirany etsy sy eroa
5  Tsy mitony fa be ahiahy: Tsy natory aho halina fa nitsirangaranga foana nieritreritra ny zanako [1.1]
Explanations in French  6  être dressé en grand nombre, comme des troncs, des branches
7  être dans l'inquiétude [1.3]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2023/01/20